"Na dia manjary ranomainty ny ranomasina aty,
Ka na ho horonan-taratasy ny lanitra amboniny
Tsy ampy hahavita re, izany soratra ;
Ny amin’i Jehovah Ray be fitiavana.
Ny fitiavan’ny Mpahary antsika olony
Dia indra-fo tsy hita lany
Mandrakizay doria."
Lahatsoratra farany
Hay nofy ihany !
Indraindray misy fo
Saika zanatsika
Reraka aho
Hafaliana nangatsiaka
Poety hono !
Salanitra !
Camp familial 2008
LLB section Malgache
Soniako ... an-taratasy !